4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Somambisamby - RIJA Rasolondraibe


Somambisamby ny andro harivariva
Manimanina misento ivaiva e
mahatsiaro anao, mahatsiaro anao e
manembona aho fa lavitr'ilay tiana
Any an'izy zay izaho aty mangina e
mahatsiaro anao, mahatsiaro anao

Fa na lavitra na akaiky d izao
Ny ahy ny foko efa tia anao
Efa nolazain'ny vavako
Efa natolotro omeko anao
Efa nomeko zao rehetra izao
Sy izay rehetra fitiavako

Misy andro indraindray mampijaly
Misy andro indraindray mampifaly e
Misy andro indraindray mampihira
Anio aho anio aho
Hihira ho anao
Hihira ho anao ho anao irery

Partager somambisamby

Commenter somambisamby

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RIJA Rasolondraibe

Suite