4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambarao ry takariva - Randrianarivelo

Ambarao ry takariva

O! ry takariva fahanginana

Ny habakabakao no satriko hanidinana

Sao mba tsinjoko any ho any

Ilay tiako sady havako

Ilay naningotra ny foko sy fitiavako

Ambarao(x3) o! ry kintana irony

Izany foko manina

Tia ho aho no tsy tsaroany



Aiza ny elatrao ry rahona mba hindramiko

Hizahako ilay tiako sady mamiko

Satriko aza ho eo anilany ny tenako

Ka ny tany hahafatesany no hilevenako

Partager ambarao ry takariva

Commenter ambarao ry takariva

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Randrianarivelo