4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sipa materialiste / lyrics : rajall - RAJALL

Tsisy hirarahiko ‘zay tantaranao taloha tany..
Fa ny Tena nahalagy ahy, natonantonanao, androany !!!
F’angaha ianao Ra_Sipa avy eto Iarivo dia anambanimbany
F’izay bandy avy @ Faritany, mba Misy hapaoka ihany..

Hakelezo Ny fo dia angezaho ny loha..
Fa ny vavy sy lahy àry amin’izao…efa hitovy zo
Maiko moa fa resaka fihaviana no andeha ho resahina
Dia Ny Malagasy iray ihany, k’aleo tsy mifanambany…

(Réf mivrn in_2)
Niazakazaka ianao tamin’ny Lamaody (sady nanaraka vazaha)
Rehefa izaho no ndeha hikaoty (dia ianao tsy miraraha)
Vonjenao ny Karazana KARAK’S (f’izaho lazainao tambawak’s)
Indrisy anefa taty aoriana, fa nivadika ny RIMA




Fantatro tsara ianao, fa sipa avy eto Antananarivo
F’izaho avy any ALAOTRA no fiaviko sady tojo faritra iva
Izay no nipetrako teny Antohomadinika, fa tsy hoe : Angano
Mpianatra aho no mpiavy, sady mpanofa trano…

RAJALL anie tsy Gaona ratsy saina ka anambany olona
Génération iray tsika amin’ny fiainana, ka tsy maintsy miara-mitolona
Dia iny aho,,nararaotinao sartia aho tara taminao
Dia fitiavana nomeko anao, natao an-kilabao.

Niazakazaka ianao tamin’ny Lamaody (sady nanaraka vazaha)
Rehefa izaho no ndeha hikaoty (dia ianao tsy miraraha)
Vonjenao ny Karazana KARAK’S (f’izaho lazainao tambawak’s)
Indrisy anefa taty aoriana, fa nivadika ny RIMA

Niazakazaka ianao tamin’ny Lamaody (sady nanaraka vazaha)
Rehefa izaho no ndeha hikaoty (dia ianao tsy miraraha)
Vonjenao ny Karazana KARAK’S (f’izaho lazainao tambawak’s)
Indrisy anefa taty aoriana, fa nivadika ny RIMA
Indrisy anefa taty aoriana, fa nivadika ny RIMA
Indrisy anefa taty aoriana, fa nivadika ny RIMA

A/C: RAJALL

Partager sipa materialiste / lyrics : rajall

Commenter sipa materialiste / lyrics : rajall

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAJALL