4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiainana aminay any - RAJALL

FIAINANA AMINAY ANY (Lyrics) RAJALL


An ! an ! an ! an ! an ! an ! an!
Ouh! Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!ouh!
Fiainana aminay any, Lasa lavo vidy e! Namidin’olona ambony ny hazo Sarobidy e!e!
Mampitomany tokoa àry tena mangindy! Dia tena potika be ny Commune Didy

Fiainana aminay any, Lasa lavo vidy e! Namidin’ireo tsivalahara ny Vato Sarobidy e!e!e!
Mampitomany tokoa ary tena mangindy! Fa tena potika be ny Commune Didy



RAHA IZANY REHETRA IZANY ANIE NO MANJAKA AN!!
DIA SAROTRA BE VAO TAFIAKATRA AMBATONDRAZAKA AN!
NY FRE LAFO, NY LALANA ANEFA DIA RATSY….! NY VAHOAKAN’NY DIDY IHANY NO MANGASIASY..!!

An ! an ! an ! an ! an ! an ! an!
Ouh! Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!ouh!
Olo aminay any tsy mahay mifidy e, ‘Zay voafidin’ny BE sy Maro eo dia izay no voafidy e!e!
Misy tafita ihany ny nterak’I Didy, vao tafita izy dia lasa mandositra adidy!!

Ny Mponina aminay ihany, mihaina tsy fidiny e! Vahoaka madinika izy ka mizaka Ngidiny e!e!e!
Be dia be ny Zavatra any tsy ara_adalana! Mba vonjeo zahay..! Vonjeo Ry Mpitondra Fanjakana…!



RAHA IZANY REHETRA IZANY ANIE NO MANJAKA AN!!
DIA SAROTRA BE VAO TAFIAKATRA AMBATONDRAZAKA AN!
NY FRE LAFO, NY LALANA ANEFA DIA RATSY….! NY VAHOAKAN’NY DIDY IHANY NO MANGASIASY..!!



VONJEO NY COMMUNE DIDY E!E!
(oh Zama_dezy e! e!)
VONJEO NY COMMUNE DIDY E!E!
(oh Zama_Liminty e! e!)
VONJEO NY COMMUNE DIDY E!E!
(Mivoria nareo Olo_be e ! e!)
…………………………………………..
Ouh ouh ouh ouh ouh ouh

Partager fiainana aminay any

Commenter fiainana aminay any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAJALL