4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Volan ' ny kamboty - Railovy

Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,

Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.

Any ho any anefa
'Zao rehtra izao mahita anao e !
Volana o ! Lazao, lazao !
Fa ny eto mitalaho,

Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.

Partager volan ' ny kamboty

Commenter volan ' ny kamboty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite