4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry ziona - Amboarampeo Faravohitra

Ry Ziona izay mitondra teny soa mahafaly ô !

Miakara any an-tendrombohitra avo , ry

          Jerosalema



Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly

Asandrato mafy ny feonao

Asandrato ka aza matahotra



Laza amin’ny tananan’i Joda hoe ,

"Indro ny Andriamanitrareo , Indro Jehovah

               Tompo

Ho avy amin’ny heriny ihany no hanapaka

Izay mipetraka amin’ny fanjakan’ny lanitra

Partager ry ziona

Commenter ry ziona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra