4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry lasako - Solo

RY LASAKO



Ry lasako dia toy ny rano

Mikoriana tsy tana

Mitety lohasaha dia mamantana

Anny an-kady

Anio aho toa mba mitony

velon-kira sy faly

Rahampitso dai ho maloka indray

    

     Ref:Ry lasako (2) m m m



Tsy ianao irery no toy izany

Fa angamba koa misy ihany

Malahelo indraindray

Izy mirana iny dia fantaro

Fa mitomany raha mahatsiaro ny taloha



     Ref:Ry lasako (2) m m m


Partager ry lasako

Commenter ry lasako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite