4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry ankany tiako loatra - Andrinirina

Toa kivy ambony ihany aho

Raha andao anao

Voatery hanainga izao



Ho any lavitra any

Tsy hoe antsafidy

Hanefa ny adidy



Ry ankany tiako loatra

Zaho tsy afa-manoatra

Tso-drano no angatahako

Mba ho soa ho tsara

Hiverina any ampara tsy ho sampona ny lalako



Any andro iray

Raha mbola velona eto an-tany

Dia mbola ihaona ihany



Ho avy aho anasoa

Sy hivimbina ny mamy

Ho anao r'ilay ankany



F'izaho na lavitra aza

Ny saiko malala

Tsy miala eny aminao

Ianao irery no ahy f'aza dia manahy

Ny hanadino anao tsy ho haiko



Ry ankany tiako loatra...

Partager ry ankany tiako loatra

Commenter ry ankany tiako loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Andrinirina