4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha ho avy ilay fotoana - Ossy

Raha ho avy ilay fotoana

Izay handaozako ny tany

Ireo ’zay manoloana

Dia hisento sy hitomany

Amin’izay fotoana izay indrindra

Dia hotsaroana eto indray

Ireo ’zay manoloana

Fa ilay tomady fahizay

Indro resy ankehitriny

Partager raha ho avy ilay fotoana

Commenter raha ho avy ilay fotoana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ossy

Suite