4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy misy toa anao - Priscilla

Iza no any an-danitra toa Anao
Ny anjely rehetra midera sy mankalaza
Voninahitra sy fahatsarana
Mameno ny lanitra
Iza moa izaho no tsy hiankohoka
Hiaiky fa Ianao no andriamanitra
Izaho koa hiankohoka, izaho koa hidera
Tsy misy toa Anao

Fa rehefa miteny Ianao dia mihovitra ny tany
Zay rehetra lazainao, mihatra avy hatrany
Zao rehetra izao, am-pelatananao
Tsisy ohatr'izany, tsy hisy ohatr'izany
Na ny volon-dohako aza dia voaisanao
Ny fiainako rehetra efa voasoratrao
Izaho ho aho miaiky Anao, tena miaiky Anao
Tsitoha ianao...

Tsisy hafa mahery, tsisy hafa masina
Izay milaza azy ho henjana aza
Handohalika alohanao

Partager tsy misy toa anao

Commenter tsy misy toa anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Priscilla