4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay izy - Priscilla

Verse 1
Zanak'Andriamanitra
Lay Malalan'ny lanitra
Nanaiky hisolo ahy
Lion'i Joda
Kintan'ny maraina
Ianao nitia ahy
Ohhh

Mahita izao rehetra izao
Eo @ fiandriananao Ianao
Hainao izao rehetra izao
Mahery indrindra
Ny fahafatesana aza
Tsy nahatàna Anao


Bridge 1
Raha mbola misy fofon'aina aho
Hilaza ny nomba Anao
Izay rehetra momba ahy
Entiko hiderana Anao

Chorus
Jesosy
Ianao ho aho Ilay Izy e
Jesosy
Ianao no tiako e e e
Jesosy
Malalan'ny foko e
Jesosy
Tsy solosoloiko e

Verse 2
Ekeko hoe tanora aho
F'izay te-haka ny toeranao
Tsy avelako e
Raha ny ao am-poko ao
Ianao no manjaka
Ataoko tamana e

Raha ny fitiavanao
Izay lazain'ny teninao
Azo antoka, tsy miova
Ampy ahy ny fitiavanao
Tsy hitady amin'ny hafa
F'izaho no hanome


Ny foko sy ny saiko hihira ho Anao
Ny fanahiko hankalaza Anao
Hiankohoka ny fiainako
Entiko hiderana Anao


Jesosy
Ianao ho aho Ilay Izy e
Jesosy
Ianao no tiako e
Jesosy
Malalan'ny foko e
Jesosy
Tsy solosoloiko e

Partager ilay izy

Commenter ilay izy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Priscilla