4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsikitsiky lava - Pazzapa 3


Fa n'inon'inona hitranga
@ fiainanao
Dia harainao,tsikitsiky lava
Ndaindray ambony,ndraindray ambany
Tsy olana izany
Fa arainao tsikitsiky lava

More after worry you have to say
To say........}*2

Hiezaka aho hitovy aminw
Indray andro any
Ny fiainako ho tsikitsiky lava

NB:tsy tadidiko ny tohiny tompoko sady tsy mahay anglais d mety misy diso

Partager tsikitsiky lava

Commenter tsikitsiky lava

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa 3