4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Paradisa - Jobily Weber

Fa any ambony any e! ilay PARADISA

Enga anie mba ho ela velona

izao isika ozao,hihavana hifankatia

mba hiavana ho doria

Fahasambarana jerena

ampio izay mianjera

Mba mifankatiava isika

fa ilay fiainana handalovana



Fa any ambony any e! ilay PARADISA

Mbola misy tany hono any e! hifanenan-tsika



Enga anie mba ho ela velona

ireo ray aman-dreny

hitsangatsangana hitetitety

an’ireo zafikely

Fahasambarana jerena

ampio izay mianjera

Mba mifankatiava isika

fa ilay fiainana handalovana



fa any ambony any e! ilay PARADISA

Mbola misy tany hono any e! hifanenan-tsika


Partager paradisa

Commenter paradisa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber