4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Paradisa - MIckael

Raha  vao  nahita  anao

Dia  babonao tanteraka  aho.

Hadinoko  avokoa

Ireo  namako taloha .



Taratasy  iray

Nosoratako ho  anao

Pi-masoko  indraindray

Mino  aho  fa  fantatrao .



Refrain : Izaho maniry  anao...,

          Mahafatifaty  loatra  ianao.

          Tsisy  intsony  hasambarana

          Mihoatra  noho  ianao .

          Tena  fatratra , mahery  ianao...

          Mba  ho  lafatra  aho raha  tianao .

          Paradisa  vaovao  ho  ahy  

          Ny  eo  anilanao .



Mahafinaritra  ahy  ianao .

Tena  manja  tsotra  izao .

Mahafatifaty  ery ,

Moa  tsy  maha te  ho  tia .



Ilay  fitiavako  iny  

Lasanao  manontolo .

Tsisy  intsony  ireo fahiny  

Fa  voafafanao  daholo .



Refrain

            

Partager paradisa

Commenter paradisa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIckael