4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Paka ny andro - Feon' ny Fahazavana Toamasina

Fa andro paka tokoa ny andro

andro fifaliana manandanja

andro fifaliana fihobiana

f’izay mpanenjika resy no hangiana



Ny Tompontsika no indro nitsangana

naharesy ny fahafatesana am-pasana

fa Aleloia Aleloia hôzana

dera laza ho fiderana Amen



Fa indro ny Tompo nandresy tokoa

fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao

tanteraka ny famonjena

fa saha Edena vaovao no ho fonenanay



Fa Paka mendrika tokoa ity Paka ity

ka rariny raha atao fahatsiarovana

ny rà sy vatanao irery ihany Kristy

dia ampy hahasitrana ny fanahiko



Fa fitoriana an-kira no ventesinay

mba ho fifonana ataonay ho anao ry Ray

fa ny zava-drehetra no tanterakao

ny fahotany nodiovin’ilay zanakao



Réf...

Partager paka ny andro

Commenter paka ny andro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina