4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rroboka - NY TOKY

Vao nahita anao ny masoko
Dia enoko tanatiko tany
Toa nisy tselatra nandoro ny fo
ary tsapako oe zava-baovao

Raha nisy tamin’ireo nijery anao
Dia izao no babonao avy hatrany
Fa satriko hatrany hijery anao
Mety ho adalana ve raha izany

BR :
Izaho ngamba no adala
Raha toa tsy hanantona hiteny anao
Hoe tiako hoe ianao no mahalala
Ny ao am-poko ao

REF :
Mety ve ianao raha antsoiko malala !
tena roboka aminao anie ny foko ka adala
Efa ela no nitady ny otranao
fa saingy izao vao tojo anao

Efa indro fa nijery ahy ianao
Dia tsapako nijanona teo
Ilay fidoboky ny fo tanatiko tao
hoy ny vavako tsy nahavoaka feo
Raha mba fantatrao mantsy ny ao am-poko ao
midoboka fitiavana anao
fa toa manisika ahy tsy miato
mety ho adalana ve raha izany

REF X2

Partager rroboka

Commenter rroboka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY TOKY