4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andro hafa - Njila

Andro hafa (NJILA)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana hiavian'ny Mpamonjy ety
Sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?

Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izay
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio

Saino re raha mandre
Ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

Saino re raha mandre
Ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

Partager andro hafa

Commenter andro hafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite