4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Foko vato - NISEA

ireo fa tsy hefa, terena tsy hiondrika
niezaka ihany aho, hanampy ny hafa
nefa izaho aza...
...efa nandohalika, nefa mihatakona
narary mafy aho ,tsisy nahita
fa niady irery teo

tsy nisy nandre, tsy nisy nanome
kanefa nahatoky...ho tafarina

mbola minia hanome tsiny
na samy diso aza tsy mino
valim-pitia tsy azo amidy
fa azo resena ny hadalàna

adinony fa tsy safidy
tsy maintsy sasatra, tsy maintsy reraka
ny ampitso ho hita ny anio mangidy
mba sakambino aho fa za avela hikipy

sendra mpitarika nefa nivadika
vavaka tsy ampy, ny farany tsy handry
mangataka aminao
mena ny lanitra, tezitra ilay niharitra
saingy fo vato, ny fahotàko
mitombo ihany fa...

tsy nisy nandre, tsy nisy nanome
kanefa nahatoky...ho tafarina

mbola minia hanome tsiny
na samy diso aza tsy mino
valim-pitia tsy azo amidy
fa azo resena ny hadalàna

adinony fa tsy safidy
tsy maintsy sasatra, tsy maintsy reraka
ny ampitso ho hita ny anio mangidy
mba sakambino aho fa za avela hikipy

tsisy nandre...tsisy nanome
nefa tsy dia mansendrika
ny fiteny mamizana
aleoko nanidy ny fo

tsy nisy nandre, tsy nisy nanome
kanefa nahatoky...ho tafarina

dinony fa tsy safidy
tsy maintsy sasatra, tsy maintsy reraka
ny ampitso ho hita ny anio mangidy
mba sakambino aho fa za avela hikipy

Partager foko vato

Commenter foko vato

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NISEA