4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avelao any - NANTENAINA feat MELLOH

AVELAO ANY

Hono ho a Malala?
Tsy hoe manadala,
Fa mba te ahalala hoe firy teo izao?
Ireo sipa efa niarahanao?

Corrine ,Sarah,Vaniah, sy ry Bao,
Samy efa sipanao!
Jennie, Colette, Nanou, Lycra!
No mba notantarainao anà.
Ny isany mazava aloha
Dia tsy tsaroako loatra!
F'ireo Sipako taloha,
Telo,efatra tsy mihoatra!
Tantara efa lasa izany
Ka aleo ivalona any!
Toy ny zavatra tsy tafa e!
Ka sao lany andro amin'izany!

Avelao any e!
Avelao any e!
Eh izy izany hoe taloha e!
Tsy possible mbola hifoha!
Fa za tovovavy,tsy mila rafivavy!
Izikoa zareo ka mahavita e,
Dia aleo faragnana ny antsika!
Indraindray ny tantara!
Miherinkerigny Malala!
Tsy misy alôha ,tsisy afara!
K izay tsy mahatanty no miala!
Miala a ! Mbô misy vava anao zegnyyy
Matoky valeur marô keh !
Tantara tany aloha tany e!
Mbola bandibandy tamin izany e !
Amin izao fotoana cherie!
Ny foko d efa lasan dry!
Aza mitady aretin andoha!
Amina zavatra taloha
Eh, izy zany hoe taloha eee
Tsy possible hifoha!

Avelao any e!
Avelao any e!
Eh, izy zany ho taloha eee
Tsy possible mbola hifoha!

Za tsy mba nanontany e!
Izay sipasipanao tany e!
Banjino ny ho avin tsika
F izay miasa ihany no tafita
Jereo ny fotoana tsy hitahita!
Ny fandriana miandry antsika!
Fa ny zavatra taloha e!
Tsy possible himpody koa!

Partager avelao any

Commenter avelao any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NANTENAINA feat MELLOH