4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Safidy - Misionera

Safidy iray no hitako fa mety,
Safidy iray no nahatonga ahy ho ety;
Tsy hitsangatsangana ho etsy sy ery
Fa hitaona ireo namako izay very,mba tsy ho very...


Fa Kristy no hahavelomako amin'izao tontolo izao
Fa raha tsy mitory aho dia ho lozako satria ny iraky ny Tompo tsy natao.

Ny famonjena diatsy vidina,
Ka tsy maintsy milaza izany aho
Na tery sy voageja manodidina
Tsy maintsy mitory any amparan'ny tany
amparan'ny tany..

Partager safidy

Commenter safidy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Misionera