4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa fa teo ianao - Mirentiony

Ref: Soa fa teo ianao
Ry Ilay Mpahary ahy
Soa fa teo ianao
Ry Ilay Mpananatra ahy

Soa fa teo ianao
Ry Ilay Mpanafaka ahy
Soa fa teo ianao
Ry Ilay Mpanavotra ahy

Na maro aza ireo ditrako
Tsy ho voatanisa eto izay vitako
Ianao mamindra fo
Ry Ray, Tompo tsitoha
Ooo!ooo!ooo!ooo!

Ref

Na maro aza ny fahotako
Na maro aza ny adalako
Ianao tsy mamela ahy
Ho resin'ny fakam-panahy

Ref (bis)

Partager soa fa teo ianao

Commenter soa fa teo ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirentiony