4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miangavy fa tia - Marion

Ny adalanavitantsika ireny angamba ts’isy hanampiana
Efa betsakatsy ho lazaiko anao
Tsara nahalalana tsara anao
Fa raha hoetsy hiteny ------------ ho anao
‘zaho tsy mahay miteny ,tsy mahay izao sy izao
Ny kelyizay vita natao
efa mba natolotro ho anao

Diamiangavy,diso aho raha mba manontany
Fisainakolatsaka ambany,
nahoana raha hovaina fitia?
Tsy tanaintsony fa ho lazaiko androany
Tsy hitombina fa lasa makany
Manaraka ahy misoko mangina
Asa angamba izany ve no atao hoe tia?


Hitsio ahoraha diso
Hitsinjovakony hoavy , ny ampitso
Izay nantenaikoindray mipi-maso,
ilay tsikinao
Raha mamisavisa,
ny tontolo rehetra ovao paradisa
Aza avelanao io foana ho ranomaso
Ho resin’nyankaso
Miangavy fa tia

Ianao ilay natokisakohatrizay tsy mba namadika
Raha nyfaniriako anie dia ianao ho lasa vadiko
Tiako‘tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny
Na ny ranomanitrao ary haiko hatram’fofony
Aza lavinafa henoy aloha izay ato am-poko
Ianaorahateo koa efa haiko fa tsy manam-tompo
Ka miangavyaho aza lavina ilay fangatahako
Aza avelanaoho nofy ireo fahasambarako

Tsy haikoizay ao an-tsainao fa ny ahy aloha ny saiko tsy mety mitombina
Fitiavananomenao ahy, hatram’izay toa fitia sombintsombiny
Ka lazao izay tena marina , ny ao am-ponao tiako ho fantarina
Hoe tena izy ve sa sangisangi-na mpiakama rehefa ianao ilay modym-charme
Fa ‘zahoaloha dia babo , hiriko ‘tsika mba ho en couple
Hatram’izaynahalalako anao ‘zay, ‘zah tratran’ny coup de foudre
Ka valio famba miandry ,
ny aty tenatia ka miangavy
Hoehavadika fitia ‘reo sangisangy
Satria miankinaaminao ‘reo andro ho avy.

Hitsio ahoraha diso
Hitsinjovakony hoavy , ny ampitso
Izay nantenaikoindray mipi-maso, ilay tsikinao
Raha mamisavisa,ny tontolo rehetra ovao paradisa
Azaavelanao io ho ranomaso
Ho resin’nyankaso
Miangavy fatia
Any aminaoany ilay fitiavana, misy ny fiainana norme
Henoy izanyfoko midoboka sady mitapy aminao no mipOrina
Nytava-ndry vao tazanina ohatran’ny anjely ilay mampanonofy
Ilayfeo-ndry amin’ny alina toa tsy mijanona mandrotsirotsy
Dia lazaikoamin-dry androany fa haingana be ny fiovany
Ianao toanandray ahy ho akama nefa ilay fisainako toa tsy am’izany
Efababo-ndry ‘zao ny foko
Ka hialakotsiny raha hoe hadisoako
Ilay fitiatsy mitsaha-mitombo, madio , tsy mitapoka tsy misy loto.
Hitsio ahoraha diso
Hitsinjovakony hoavy , ny ampitso
Izaynantenaiko indray mipi-maso, ilay tsikinao
Raha namisavisa,ny tontolo rehetra ovao paradisa
Azaavelanao io foana ho ranomaso
Ho resin’nyankaso
MIANGAVY FA TIA…
MIANGAVY FA TIA…
MIANGAVY FA TIA..
Oh yeah…….

Partager miangavy fa tia

Commenter miangavy fa tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite