4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Feno anao - Lain'j

yeie!!!!!!!!ouoo ooooooo! oooo ieee
vao mihiratra aho dia ianao tsiahy isan'andro
tsy andriko ny itsena anao rehefa atoandro
mamiko ny hijery anao any
ka dia malaina mody aho rehefa mody masoandro
iriko tsy ho nofy intsony ilay fitia nomenao ahy
matsiaro ka tsy afaka ao an-doha ilay fo manantena
ka dia efa nekena ilay toky nomenao ahy
na iza na iza tsy atakalo anao baby
feno anao ny amiko rehetra
lasanao tsy asiko fetra
fa ianao ilay paradisa efa voatokana ho ahy
oh o o!oh o o!

vao mihiratra aho dia ianao tsiahy isan'andro
tsy andriko ny itsena anao rehefa atoandro
mamiko ny hijery anao any ka dia malaina mody aho rehefa mody masoandro

mmmmmhhhh
ka hitanao ireny ditra nataoko
nafoiko ireny satria noho ianao
ka mampanantena aho
fa tsy hiova izany fa efa ny amiko rehetra
natokako anao irery ihany baby

feno anao ny amiko rehetra
lasanao tsy asiko fetra
ianao paradisa efa voatokana ho ahy
oh ooo oh ooo

vao mihiratra aho dia ianao tsiahy isan'andro tsy andriko ny itsena anao rehefa atoandro mamiko ny hijery anao any ka dia malaina mody aho rehefa mody masoandro
oh oooo!oh ooooo
feno anao

Partager feno anao

Commenter feno anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lain'j