4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lay antso ho anao - Kyrone

Ao anatiko ao
reko foana mitalao
miantso mafy anao
saingy indrisy
hiaka tokana tsy noehenoinao
hiandry ihany ao sao mba ho enoinao
lay antso anoa
tamin ny foko izao
toa tsaroako ato ampoko
ilay fitiavantsik hatizay

Ref: Dia izay lay antsoantso mafy ho anao
satria tiako ianao te ho eo anilanao aho
Dia izay lay antso atolotro ho anao
satria tiako ianao efa voafatotrao aho
voafatotrao aho o o o oo

Hatrizay aho dia mba tiko ra ilay tiko no
hitady ahy ndray
amzay fotoaana zay dia ho tsapanay
fa mafy ny niainako
hiandry ihany ao sao
mba ho enoinao
lay antso ho anao
tamin'ny foko izao
toa tsaroako
atop ampoko
ilay fitiavatsika hatrizay

Ref: .............................................
Fa ra ianao no andao ahy
hafoiko ianao za manahy lazaiko ny ahy
fa raha ianao no tsy ho ahy
zao rehetr izao
tsy nao tsy ho ahy

Izao lay makafy anaory tiana
ka sarotra ny mila sarotra ny mila
ilay fitia sa filafila ka aza sondrina ilay fitia
ouh yehhhhhh
Ref: ...........................................

Partager lay antso ho anao

Commenter lay antso ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kyrone