4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lavitra ... - Eric Tahina

Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita
Irery any lavitry ny akany
Rivotra maneno, ireo banga toa tsy fenoko
Irery ...

Lanitra eto manga, ny anao manoran-dava
Ny fonao mitempo, ny ahy toa misento
Tonga ny fotoana isika toa tsy nihaona
Mangahy irery fitia toa tsianjery

Any ianao izay ry tiako lavitra ahy
Raha manina ianao miverena indray ...
Rivotra maneno, ireo banga toa tsy fenoko
Irery ...

Partager lavitra ...

Commenter lavitra ...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite