4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasako izy - Agrad sy Skaiz-Marion

Marion:
Miangavy anao jereo mitaraina
Ianao manaiky ho adalaina
Girl im-piry ianao no mangaina
Ianao ve mba misaina?
oh,Hainao fa izy mbola handao
Hainao fa izy tsy ho anao
Jereo izy mampahory anao manao kilalao

Hainao fa ny aty efa niandry im-piry
Hainao baby please...
'Zany hoe fahoriana
Tsisy na oviana
Any ianao hibaby ny hazo fijaliana

REF:
eoh...Dia veloma ialahy fa izy efa anahy
eoh...aleoko iany leisy mampatsiahy sao dia...
eoh...lasako izy tsisy idiran'ialahy fa efa ahy
eoh...Fa mijaly foana izy tsy mety ho tsapan'ialahy

Skaiz
Izaho sendra nandalo
Nifanene tamin'ny tsin teny Andohalo
Tsy nihambahamba fa nanantona avy hatrany
Niarahaba an'azy sady mody nanontany
"Fa maninona akia ndry no malahelo be?"
Tsy sahy niteny izy fa modu niohomehimehy
'Nefa ny ao am-pony koboko hoe "blessé'
Izay rahateo koa ni-kôzy anahy hoe "Laisse tombé"
Dia izaho tsy nisisika fa nanambitamby
Niezaka nisangy hanadinoany an'imay bandy
Nandeha ny sera, nihodina ny lera
Ny niafarany nanontany ahy izy hoz izaho ve "célibataire"
fafakolasako
Fa tonga ihany ilay anjely kely efa nandrasako
Lasako izy ary tsy ho averiko intsony
Fa efa baboko ny fony e

REF:
Eoh...........................................................................................................................................................................................................................

Agrad
Izaho tsy nipi-maso sady tsy nanaoo hoe "pssst pssst"
Fa vao nahita anahy izy tonga dia nitsikitsiky
Izaho nanontany: "eh baby, qu'est-ce qu'il ya?"
Dia izy namaly: "Raha tsy mampaninona dia mba andraso kely aho!"
Izy nitsiky fa ny any am-pony maratra
Dia lasa niova htramin'ny hira fihainony mahazatra
Tapitra hatreo hoy izy ny anay ilay hoe mandrakizay
Dia ho atolotro azy ilay "Hivaly aminao" an'i Odiay
Baby girl...aza miantso tody
Fa raha tsy mampaninona dia andao ndry ateriko mody
Sady jereo
Ny andro efa madiva ho "soir"
Fafao ny ranomaso dia inty ny akanjoko ataovy mouchoir
Tonga tany aho
Fisaorana no natolony
"586" Hoy izy dia natolony anahy ny molony
Lasako izy ary tst ho averiko intsony
Fa izay ilay hoe "Misokatra amin'i Agrad ny fony"

REF:
eoh..................................................................................................................................................

Partager lasako izy

Commenter lasako izy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad sy Skaiz-Marion