4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasako izy - Agrad-Skaiz Feat. Marion

Marion:
Miangavy enw jereo mtaraina
ianw no manaiky adalaina
girl, impiry enw no mangaina
Enw v mba msaina
Hainw f'izy mbola andao
Jereo izy mampahory anw
Manao kilalao
Hainw fa ny aty, efa niandry impiry
Hainw baby please
zan we fahoriana, tsisy na ovina na ovina
any enw hibaby ny hazo fijaliana

Ref:
Eoh! d veloma elah f'izy efa anah
Eoh! aleoko iany les mampatsiahy, sao d...
Eoh! lasako izy tsisy idiranlah f'efah ahy
Eoh! fa mjaly fôna izy ts mety ho tsapanlah

$kaiz:
Zah sendra nandalo,
Nifanena t@ ts1 teny Andohalo
Tsy niambahamba ah fa nanantona avy hatrany
Niarahaba anazy sady mody nanontany:
"Fa maninona kay ndry no malahelo B? "
Tsy saha nteny izy fa mody nmémé
Nefa ny ao am-pony koboko oé BléC
D zah tsy nsisika fa nanambitamby
niezaka nsangy anadinony anlé bandy
nandé ny sera, niodina ny léra
niafarany nanontany anah izy
oé zah v Célibataire....
Fafako ny lasako
F tonga iany lé anjely kely ef nandrasako
Lasako izy ar tsy averiko intsony...
F'efa baboko ny fony e!

Ref:
Eoh! d veloma elah f'izy efa anah
Eoh! aleoko iany les mampatsiahy, sao d...
Eoh! lasako izy tsisy idiranlah f'efah ahy
Eoh! fa mjaly fôna izy ts mety ho tsapanlah

Agrad:
Zah tsy npimaso sad tsy nanw oe tss tss
Fa vô nahita anah izy tonga D ntsiktsik
D zah nanontany: "Hey, baby kesk' il' y a"
D izy namaly: "rah tsy mampaninona D mba andraso kely ah"
Iz mtsiky fa ny any am-pony maratra
Lasa niova hatr@ hira fihainony mazatra
Tapitra hatreo ouz nenay lé mandrakizay
D hatolotro azy lé hivaly aminao an Odyai
Baby girl, aza miantso tody
Fa rah tsy mampaninona D andao ndry ateriko hody
Sad jereo efa madiva ho "Soir"
Fafao ny ranomaso ty ny akanjoko atao "mouchoir"
Tonga tany ah tsy fsaorana no natolony
586 ouziz D nomeny anah ny molony
Lasako izy ar tsy averiko intsony...
Fzay lé oé msoratra @ Agrad ny fony

Ref:
Eoh! d veloma elah f'izy efa anah
Eoh! aleoko iany les mampatsiahy, sao d...
Eoh! lasako izy tsisy idiranlah f'efah ahy
Eoh! fa mjaly fôna izy ts mety ho tsapanlah

©hEnInKaJa RASOLOMANANA

http://www.youtube.com/watch?v=n7xzishvgDYy

Gasy Ploit

Partager lasako izy

Commenter lasako izy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad-Skaiz Feat. Marion