4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lahatra - Rixah

LAHATRA

ireny rehetra efa niseho atrizay
manambara f'ianao no ahy eh!
tokan'amiko raha mbola teto an-tany
tsy miova fa mitoetra anatiko efa atrizay
azok'antoka izy no anjara
hiaradia foana amiko atrany am-para eh!
lalana no diavintsika atram'izay
manambara tantara iray eh eh h!!!

Ka mba miangavy, mba henoy ny teny avy ato am-po
ho anao ny amiko rehetra
ho anao irery ihany tsy asiko fetra
ny amiko rehetra
ka miangavy; ataok'izay ahatonga ny antsika ho lafatra
izao sy anao ho tafita soa
ho sambatra no hirin'ny Fo!!!

ireny teny maminao isan'andro
mampan'embona rehefa mody, ilay masoandro
manindry fo fa raha ianao lavitr'ahy
maika mitady tsy maharitra
tsy mba ho nofy intsony angamba izao
tsy rediredy fa avy @ Fo
isika roa no tena lasitra iray
hiaradia atrany ho doria
ho mandrakizay eh eh eeeh!

Ka miangavy, mba henoy ny teny avy ato am-poho
Ho anao ny amiko rehetra
Ho anao irery ihany tsy misy fetra
ny amiko rehetra
Ka miangavy; ataok'izay ahatonga ny antsika ho lafatra
izao sy anao ho tafita soa
Ho sambatra no hirin'ny Fo!!!
Oh baby ehhhh!

Ka miangavy anao raha mbola azonao atao
efa vonona ity fo mitianao
Oh! baby ehhhhhh!

Ka mba miangavy, mba henoy ny teny avy ato am-po
Ho anao ny amiko rehetra
Ho anao irery ihany tsy misy fetra
ny amiko rehetra
Ka miangavy; ataok'izay ahatonga ny antsika ho lafatra
izao sy anao ho tafita soa
Ho sambatra no hirin'ny Fo!!!

Partager lahatra

Commenter lahatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah