4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho mandrakizay - Kiaka

Vao nitopy nahita anao ny masoko
Dia nahatsapa,lasanao izay foko
Misy zavatra hafahafa
Toa mangovitra aho, miambakavaka

Ny masonao anefa tsy eny amiko
Fa mijery an'ity namako
Izy angamba no sahaza
Ilay fitiavanao,izaho nangamba
no tara
REFRAIN;
Ianao no tiko sy faniriko
Hahasambatra ahy ho man-
drakizay
Indrisy anefa fa tsy
mitoetra
Ao aminao ilay
fitiavana ahy
Niezaka aho ny mba ho
hitanao
Hahalalanao, izaho anie mila
anao
Misy takona anefa toy ny rin-
drina avo be tsy misy fetra
Izy fona no resahinao
Izaho tsy misy ts\'izy, tsisy azo
atao
Ny foko anefa malahelo
Diso fiantefa izy ka mame-
lovelo
Mba ilazao ihany aho e
Raha tsy tiany akory ianao
Izaho anie mila anao e,
Fa hoporofoiko anao
Fitiavako tsy kilalao,

Partager ho mandrakizay

Commenter ho mandrakizay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite