4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka - KAEL

Tonga izao, ilay ora hiantsoinay ny anaranao
fa mafy sy jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao no anehoanay izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.

Ny taninay mosary lalandava,
ka ho asandratray ny fangatahana

Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka ireo avanay ory mba hifaly.

Partager vavaka

Commenter vavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KAEL