4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kisendrasendra fotsiny ihany - Levelo

Kisendrasendra fotsiny ihany a

No nandalovako teto aminao

Kisendrasendra fotsiny ihany a

No mba nidirako ny vavahadinao



f4zaho akory tsy hitory fitia

Izaho anie tsy ho toy ny taloha

F'efa niova



Sendra nandalo aho nivily

Hendratra ihany mba taitra e

Sendra nandalo aho nivily

Tana-misy havana moa e

Nahatazana anao nitanin'andro an6tokotaninareo e



Fa firy sosona ireny?

Saingy ratsy fidona ka kizo o

Fa firy sosona ireny

Saingy ratsy fidona ka kizo o



Aza ambarana ahy ho'aho ny fiainanao

Tano ho anao ny tantaranareo hatrizay



Dia aza mieritreritra foana ianao

F'izaho anie tsy ho toy ny taloha

F'efa niova




Partager kisendrasendra fotsiny ihany

Commenter kisendrasendra fotsiny ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Levelo