4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kilasy bordel - Tempo Gaigy

Ô i ô ndé hianatr izahay



------------

Ref:

Aleo mibôsy na ho any na tsy ho any

Eo ah eo ah

Aleo mibôsy de ho hita eo ihany

Eo ah eo ah



na na na na na

-----------



vao niatomboka  ny lakilasy

kilasy bôrdel

top moderna

karazana kôfy sy gnain ni traïne

bandy sy kaaa

eo ah eo  ah

ha ha



karazana gnain

manao manekain

manaraka lé gwain lé spain

mandeha manekain

mijery lé famindraaa

ai ai ai ain



sengy lay madama

masika be mihintsy

alaino mahitsy

aitsano

aoka

aok’izao hoy ny kofiboay

fa tsy milay

fa sepotra aho madama

sepotra aho madama

eo ah eo ah



tezitra be lé madama

niakatra be ny hafanana

allé

mandé

kouiô

bandy kely alika

manao zay mapasika

manao zay mapasika

allé mibôsy fa tsiiii

zay mapasika



----------

Ref

---------



vatan’ny vao tafiditra

an’iza ny koreksion

a ki é le tour

numérô trenty deu

ou ô ou ô

ô tablô

sé fô

à ta table

kofiboay minable

inkrouaiable

bandy kely tena tsiiii

x y pliosy x ô karé

laizany ty piiii



lasa mipetra éry

loza ity loza ity

lasa mipetra éry



varina be lery

varina nakafy

nisy nijery ambony

nisy nijery ambany

tsy kôpy le madama fa

fotsifotsy hoa ny lanitra

eo ah eo ah



fotsifotsy fotsifotsy

fotsifotsy

fotsifotsy hoa ny lanitra

eo ah eo ah



aza mitogaigy

fa ny fianaranao atao

fa za tsy mila anao

alé mandé ary



----------

Ref

---------



tamin zay aho mbola kely

mbola menatra mijery

de nisy sipa kely

napite hijery sokatr

de ni leee

lelalela be

hoe

nisy sipa

sendra kôfiboia

nanipy taratasy

tao andakilasy

de tratra hoa lery

de tratra hoa lery

jerena nony avy eo

de izao no tao

tu é bel

je t éme

andrasiko ndry refa mirava an

ounn



tu é bel tu é bel

f anga izy ty makourel

bandy kely

tena bôrdel

tezitra be madama ah

niakatra be ny hafanana

tezitra be madama

sady niakatra be ny hafanana

alé mibôsy hoa



nivavaka ny ray kilasy hoe

avivia ra orana aaa

avivia ra orana ô

avivia ra orana aaa

avivia ra orana ô



----------

Ref

---------



Ô i ô ndé hianatra izahay

Partager kilasy bordel

Commenter kilasy bordel

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite