4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Keho e - ZADOO

Asaramanitra tokoa hay moa ny andro anio

Mitsikia re

Ilay voninkazo tsara loko taloha, matoritory

Hadinoy e



Dia tonga ny eritreritre fa lasany avokoa e

Ny hetahetam-po ny hetahetam-panhy

Tia azy ianao , izy tia ihany koa

Iriako tsy ho lo



Ianareo samy tia tokoa

Koa mahita izay ho soa

Tso-drano soa no hambarako

Ho vatsin-dalàna



Ho paradisa soa e, ny ankohonanao e

Ho zary tena soa,

Ho tena soa tokoa


Partager keho e

Commenter keho e

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZADOO