4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ka tianao va - Thiera Bruno

Ka tianao va.

Izay tapa-kevitra nandeha maro no tafita
Sady nahazo zava-tsoa,ny masoko no nahita
Fa izay nifidy hijanona kosa,
Valala mpiandry fasana
Ireo olona izay osaosa dia efa lasana

Fa izaho izany dia efaela
No tapa-kevitra fa miandry anao
Fa any ho any dia mbola misy
Ny azo antenaina ho lovantsika

Ref
Ka tianao va ny hiaraka amin\'ahy ......
Ka tianao va ny hiaraka amin\'ahy......
Malaky ary moa

Izay tapa-kevitra ny nody
Tsy sakalava diso. fa nahalala fanafody
Mitsinjo ny ampitso.
Fa izay nifidy hijanona kosa.
Tsy tonga tany ny adidy no miavosa
Ny aina lany

Fa izaho izany e dia efa ela
No tapa-kevitra fa niandry anao
Fa any ho any mbola misyn ny azo antenaina
Ho lovantsika

Ref

Partager ka tianao va

Commenter ka tianao va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Thiera Bruno