4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny anilanao - JOSE ET TAHIANA

Raha mbola mitempo, raha mbola miventso ny fo
Dia ho anao, ho anao ry tsy foiko
Ny anilanao no vetivetesiko atrany
Ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy
Ry ilay nofinidiko, ianao no efa tiako
Hiaradia ka ho dory
Ka amin'ity andro ity
De isika roa, hanoron'ilay tokantrano soa
Tokantrano soa, lafatra tokoa

Na tsiky tomany ianao ihany
Ianao no tokako eto antany
Ka ninoninona hanjo, dia ianao ianao tokoa
Ianao no andry hiankinan'ity fo
Na hangidy na mamy ianao ihany
Ianao no tokiko eto antany
Efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
Fitiavako anao dia tsy mba ho lany

Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa
Ilay ora sarobidy, nandrasantsika roa
K' ilay voady nohamasinin' Ray tsy toa
Ka ireo havana sy namana hifaly
Fa nampifandraisin'ny fo
Hitambatra ho iray
Hitambatra ho mandrakizay
Ka n'inon'inona hanjo dia isika 2 efa nifanaiky hiaraka tokoa
Hiezaka tokoa, hizara ny soa

Na tsiky tomany ianao ihany
Ianao no tokako eto antany
Ka ninoninona hanjo, dia ianao ianao tokoa
Ianao no andry hiankinan'ity fo
Na hangidy na mamy ianao ihany
Ianao no tokiko eto antany
Efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
Fitiavako anao dia tsy mba ho lany
Eeeeeeeeeee
Oooooooooooo

Na tsiky tomany ianao ihany
Ianao no tokako eto antany
Ka ninoninona hanjo, dia ianao ianao tokoa
Ianao no andry hiankinan'ity fo
Na hangidy na mamy ianao ihany
Ianao no tokiko eto antany
Efa voasoratra fa ianao, ianao no anjarako
Fitiavako anao dia tsy mba ho lany
Ooo

Partager ny anilanao

Commenter ny anilanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JOSE ET TAHIANA