4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sipa voadona - Jôjô sy dorlis

SIPA VOADONA ( Kaiamba tena izy)

I (x2)

Tsy tahotra tsy henatra
Dé sahinao marô ny nandalo tagnatrehako
Niaraka nisakelik\\\'ilay olon\\\'igny marô
Na dé fantatro ê fa fandrika ny nampisarahanao an\\\'ahy tamin\\\'azy
Hiondrika aho f\\\'efa lavo taminao

Refrain: (x2)
Ô ô ô ô Ino lôtra gny ratsy nataoko marô
No dé nahavitanao raha karaha an\\\'ijao
Nagnino marô tsy nijakainao lahateo jaho angahy ê
Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao

II (x2)

Tsy anignenako arô tsy itomagniako angahy
Ny isarahako aminaao fa gny lahatra no iraisantséna marô
Tsy anjarako arô ny hiara-dia mandramaty aminao
Hionona aho fa tsy anjarako ianao.


Jôjô sy Dorlis (Manajary)

Partager sipa voadona

Commenter sipa voadona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jôjô sy dorlis