4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia - Jessycah feat jenny

Hitako ny fiainantsika roa
Fa tena tia tokoa
Fa samy tsy sahy nilaza
ILAY tao ampo
Ilay henatra au anty
toa samy hananantsika roa
Nefa misy fetrany ihany izany
REF: saingy misy ny fotoan
Hamborahanao lay tau anty
fa hay isika toa
samy tia tokoa
dia laa lalimpaka tau ampo
nanomboka teu ilay fiarahan
toa lasa fahasambarana
ka everina ho toy ny lambanakoho
ka faty nu israana
Ho mandrakizay ,Enga anie tsy hifaran

Partager fitia

Commenter fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jessycah feat jenny