4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ifonako - JEANNOT


ifonako

aza fohazina intsony
aleo ivalona any ho tantara
tantaram-piainako ho ahy samy irery
izaho efa ninia tsy niteny
ianao tsy mety fa misikotra foana
mila aretina toa tsy amn'ny aona
izaho efa nangiana
fa ianao moa tsy azo valiana

ifonako tokoa re!
ireo lasa taloha
tsy tonga lafatra re! ny havanao ‘
fa aza mba manao toy izany moa
tsy hamerina intsony
tsy hanao intsony
ento anie aho hanaraka anao
f'izay no mba tiako



toetra efa mahazatra
mpifankatia ndraindray mifandrangitra
dia samy manao nefa tsisy mahazaka
mifanome fo mifandratra
nefa avy eo tsy mahatanty
mifanantona mifanambitamby
mandainga sarotra fa tiana no maha-saropiaro



ifonako tokoa re!
ireo lasa taloha
tsy tonga lafatra re! ny havanao
fa aza mba manao toy izany moa
tsy hamerina intsony
tsy hanao intsony
ento anie aho hanaraka anao
f'izay no mba tiako




auteur compositeur : RALAMBOHARISON JEANNOT
https://www.youtube.com/watch?v=2qj3YMfDSyc

Partager ifonako

Commenter ifonako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JEANNOT