4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sipa voadona - JEAN KELY sy BASTH

SIPA VOADONA



Tsy tahotra tsy henatra de sahinao marô ny nandalo tagnatrehako

Niaraka nisakelika ilay ilon’igny marô

Zay vao fantatro fa hay ingiahy igny no nampisalahanao anahy e!

Hiondrika aho fa mbalavo taminao



Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!

No de nahavitanao ny raha hankarary zah

Nagnino marô tsy nozakanao ny handeha zaho angah e

Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao



Tsy anignenako arô tsy itomagniako na hisarahanao aminahy e

Raha tsy lahatra ny hiraisantsaina marô!

Tsy anjarako arô ny hiaradia mandramaty aminao e!

Hionona aho satria tsy anjaranao



Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!

No de nahavitanao ny raha hankarary zah

Nagnino marô tsy nozakanao ny handeha zaho angah e

Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao



Hisaorana manokana : Flavien tamin’ny tononkira

Partager sipa voadona

Commenter sipa voadona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JEAN KELY sy BASTH