4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jamba - WILLY


Ouyeahy, ooh
Mba gneritreritra aho ,raha nandinika ny faignako
Dia tsapan’ny tao am-poko tao fa nila anao ilay fitarainako

Jamba ve aho sa izany no tena tia, ilay fitiavako anao tiako raha ho doria
MUSIC
Tena tia anao ity foko, anilanao aho toa lavitry ny toloko
Babonao tanteraka ny aiko, ianao foana aky no ato antsaiko
Lalampiainana aky ny fitiavana tsy ho haiko hoe ahoana ny mitia
Satria ianao no ilako ho Havana ka ny hisaraka aminao dia satria
REF
Tia anao aho ka mitalao, baonao amin’ny fo
Moa ve mba raisonao ity foko torotoro tokoa
REF 1x_(hausse de tonalité) Tia anao…..torotoro tokoa
Moa ve mba raisonao ity foko torotoro tokoa
I love you

Partager jamba

Commenter jamba

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe WILLY