4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Masoandroko - Isa-roa-telo

nifoha maraina aho androany
de nifoha tohizany koa ikay masoandroko
toa namiratr' aok'izany
nampitsiry indray lay fitiavako
kanjo tampoka teo toa nisembanin-drahon'ilay masoandro
toa very izany dia
toa maizina ny ety tsy hita intsony ny lalan kaleha
izaho nitady anao, ianao nanantona ahy
kanefa nony avy eo toa tsy sahy


ref:ay niserana fotsiny ihany ilay masoandroko

de teo vao tssapako fa tsy hafaliana fona
no azo rehefa mitia
ny molotro aza no toa nanjary mona
nahita azy ireo niaradia
izaho anefa tsy kivy amizay
mbola hisinda indray ny rahona
amzay fotoana ianao mety hitady ahy
hoavy hanantona ahy
hambabo ny foko indray
kanefa de izao
namako sisa ianao
izaho ko mantsy efa fay

ref:................
izaho anefa tsy kivy amizay.....
tiako ianao kanefa de ampy ahy izay

mbola ho avy ny anjarako indray andro any

Partager masoandroko

Commenter masoandroko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Isa-roa-telo