4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izy nisaona - Aina

lasa ianao lasa lavitra any
nandao ny tany ilay feno tomany
izy irery no tanvela
tsy afaka nitafa ela tsy afaka nanaotra fa
tsy maintsy nifandao
lasa ianao nanalavy dia
dia lay fiainan tsika tsisy fahoriana
izy teo nangahiahy
lahatra tsy afa nanda
ra ny tsy fifaliana no tazoniny eo anilany eo
tsy maintsy ho ekeny
tsy fidiny

lasa ianao tsy nifidy nandao
fa voantso amin'ilay fianam baovao
lasa ianao tsy afa nampilaza
izy tavela nitomany toa zaza
lasa ianao tsy nifidy nandao
fa voantso amin'ilay fianam baovao
fa lasa ianao izy nisaona
manantena anefa fa indray andro
ianareo mbola ihaona

ny ranomasony tsy voatana
ny momba anao tsy hainy ho fafana
ny sainy tsy toa satria ianao tsy eto izany
efa nialo lalana
fotoana fohy no niarahana
tampoka loatra ny fisarahana
izy mino mitanisa fa hoe misy ilay paradisa
ra ny tiany ny fifaliany
notazoniny eo anilany eo
tsy maintsy nohekeny
tsy fidiny

lasa ianao ..........mbola ihaona(*2)

Partager izy nisaona

Commenter izy nisaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Aina

Suite