4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho irery - SITRAKA

lavitr’olotiana anie ka manina

tsy mba manana elatra anie

ho any aminao

ny eritreritro no sisa

alefa ho anao ’zaho tsy haditra

REF:  izaho irery no mitanisa e!

         ireo lasa izay efa vita

         mandrevy ny ho avy tsy hita e!

         tiako mba ho fiainantsika

iny rahona iny anie no fiarako

alefa ho anao ny fitiavako

tsy hanambinana fa iray

ilay fitia anie e! ho mandrakizay

REF:

Partager izaho irery

Commenter izaho irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SITRAKA