4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao - Foza erika

Ianao no anolorako
ity hira ity
Na tsy ho ahy aza
Dia ho tiako ianao satria

Ianao no hany fantatry ny fo
Ny tantarako,ny fiainako
Taminao no niandoha

Hatramizay dia niezaka foana aho
Ny tsy ahatsiaro anao,hanadino anao
raha toa tsy ho anjarako

ref:Hatramizay dia nandohalika eny aho
Nangataka ny fitiavanao
Eny fantatro fa tsy ho anjarako
Saingy ilay fitia ao anatiko
Tsy voararako

Ianao koa anie mba manana
Ilay tinao sy safidinao
hanoloranao fitia


ref: Na tsy izaho aza ilay tena tinao
Hanokanako fo iray tena tia
Homeko anao izay tsy nomenao ahy
Dia ilay fitiana mandrakizay


Tsy izaho velively no
Hisompatra izay naorinao
tany aminy



Partager ianao

Commenter ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Foza erika