Fa tena sambatra e
maha ambatra
fa tsara loatra ny hira fiderana
fa tena sambatra e
mahasambatra e
fa kanto loatra ny hira fiderana
fa ngolingoly ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
injay fa reko mandona am-poko ao
he tonga indray ny fanantenana vao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
tena sambatra.......................
fa torotoro ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao