4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aminao irery - GROUPE GRACIA

Aminao Aminao Irery
Tompo o! Aminao ny Hery
Aminao Andriamanitray
Ka derainay mandrakizay
Tsy misy lehibe tahakanao
Tany aloha ka hatramin`izao
Ianao hatrizay htrizay
Ka ho mandrakizay (x2)

Ho anao anie ny dera sy ny saotra
Mpanjakan` ny mpanjaka sady ambony loatra
Ho Anao ny fiderana sy ny laza
Fa Ianao no tena mendrika sahaza

Avo indrindra Ianao mendrika ho deraina
Tsy misy tahaka Anao ka hankalazaina(x2)

Partager aminao irery

Commenter aminao irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GROUPE GRACIA