4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra jeso - Groupe de louange Feon'ny Ampakarina

Tompo o misaotra Anao aho
Ny fahasoavanao
Ny indrafonao vaovao isan'andro
Tsara amiko Ianao
Izay rehetra nataonao tsy voatanisako
Fa maro tonga aho hisaotra Anao

Misaotra Jeso, misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao misaotra Anao

Misaotra Jeso, misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao
Sy izay mbola ho ataonao misaotra Anao

Partager misaotra jeso

Commenter misaotra jeso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe de louange Feon'ny Ampakarina