4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Betina - Feon ala

Mandeha ankaiza loatra anao Betina
Arivariva be vao mody an-tragno
Mangala-dàlagn'aby anao ndraindray e
Milefalefa mason'ny mamanao ô
Tsy mataho-tsiak'aby anao rô
Han han, tsy mihevitry ho hitan'olo

Ambesa ambesa tsiah Betina (x2)
Ambesa fa mbola hely e
Ambesa, ambesa tsiah Betina (x2)
Ambesa fa mbola ho avy e

Fitiavana fahazaza, hôhôhô, tsy tana
Fitiavana mbola hely e, hô hô hô, mahery e

Voangivoangy tsioha anao Betina
Ndre mbola botsibotsy fa matsiko
Pilpily zegny anao Betina
Mafanafana be mbola hely e
Pôzipôzinao kara efa ao tsiah
Han han bebe afara maha-bala-maso

Ambesa, ambesa tsiah Betina....

Partager betina

Commenter betina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon ala