4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsikimpahoriana - Eddy le jao

EDDY LEJAO

Mety marina fa hoe
mihaenjana ny fiainana an-tany
Kanefa na de izany ange
Aza kivy fa ento mora ihany
Ekeko marina tokoa
fa tsy vahaolana ny handeha hamohifohy


Mitraka matanjaha fa ianao tsy very anjara raha mbola tany koa ny tany
Aza kivy na malaina fa ianao tsy very maina mahereza fa aza tomany


Voahozompijaliana ve ny fiainana an-tany , no mahatonga anay mijaly miasa loha a!
Tsikimpahoriana ve sa hiakampifalina rahovina kay ny ratsy vao ho soa e!


Mety marina fa hoe
Ianao de mijioga fijaliana
Ireo havana tra-pahorina aza
Dia mbola manantena fifalina
Zanahary ambony ao jerena
Izahay zanakao miantso hoe vonjeo e!
Tsy hoa mamazivazy fa commence
Decourrage mafy ny ataky mitereo o !!!

Ray o andanitra efa tsy zakako intsony
Zegny matonga zao manandrapeo ooo!




TSIKIMPAHORIANA
&
HIAKAMPIFALIANA

Partager tsikimpahoriana

Commenter tsikimpahoriana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eddy le jao