4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hery - Dayvide

Samy hery
Tsy fanatatro
Samy fahefana
Izay hitako
Fanjakana, sy fiandrianana
Tsy misy azo hoarina Aminao
Izao rehetra izao hita izao
Indroa miankohoka eo Aminao
Mpanjaka Ianao Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy

Ref:
Nombohina Ianao
Dia maty ho anay
Nitsangana dia tonga hery ho ahy
Jesosy ô! Ianao no fianako
Tsy misy azo hoarina Aminao

Samy hery tsy fantatro
Samy fahefana izay hitako
Fanjakana sy fiandriananao
Tsy misy azo hoarina Aminao
Izao rehetra izao hita izao
Indroa miankohoka eo Aminao
Mpanjaka Ianao Andriamanitra
Ilay mpahary sy mpamonjy ahy

Refrain:

Aminao Jesosy o! HEriko ianao Jesosy o
Fiainako ooo, iainako oooo,
Ianao Jesosy o!!!

Partager hery

Commenter hery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dayvide